- Alakamisy 07 Jona 2018
Politique.Fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena Tsy mahafa-po ny mpanao politika
Na dia voatendry sy nahavita ny fifamindra-pahefana teny Mahazoarivo omaly aza ny praiminisitra vaovao, Christian Ntsay, dia maro ireo mpanao politika sy mpandinika politika mahita fa tsy misy fiovana mitaha amin’ny fomba fanao teo aloha ihany ny zava-misy.
Hamaky ny tohiny
