• Zoma 08 Jona 2018
Politique.Fangaraharan’ny fifidianana Mila ovaina tanteraka ny CENI

Rava noho ny kolikoly avo lenta sy ny fitiavan-tena be loatra vokatry ny fampidirana ny lalàm-pifidianana hanakanana ny mpifidy sy ny kandida hifaninana aminy tsy hirotsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Politique.JLM sy ny tolon’ny fanovana Hadihadio sy Tsarao ireo raharaha maloto

Ho fampiharana ny tolona ho amin’ny fanovana dia takian’ny JLM (Jery Lavitra ho an’i Madagasikara), izay hetsika politika nitaky hatrany ny tsy hisian’ny fanilikilihana kandida ho filoham-pirenena amin’ity 2018 ity fa tsy antoko politika tsy akory, ny hisian ny fanadihadiana sy fitsarana an’ireo raharaha voatonontonona nandritry ny tolom-bahoaka eny amin’ny 13 mey ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Politique.Praiminisitry ny Repoblika faha-4 Niteraka savorovoro hatrany

Repoblika faha-4, in’efatra nisolo praiminisitra tao anatin’ny 4 taona. Izay raha fintinina ny repoblika notarihin’i Hery Rajaonarimampianina hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Politique.Fananganana Governemanta Tsy maintsy ifampiresahana

Tamin’ny 9 ora alina vao vita ny fihaonan’ny solontenan’ny depiote ho an’ny fanovana sy ny praiminisitra Ntsay Christian teny amin’ny lapan’ny Mahazoarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Politique.Ravalomanana sy Rajoelina Misy paikady avo lenta hanilihana azy ireo ?

Ho maromaro ihany ny tsy ampoizina na « surprise » hitranga ato anatin’izao andron’ny lazaina ho « marimaritra iraisana » izao raha ny fipoitrany nanomboka ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Politique.Christian Ntsay “Laharam-pahamehana ny fifidianana”

Tontosa omaly alarobia 06 jona 2018 teny Mahazoarivo ny fifamindram-pahefana teo amin’ny praiminisitra teo aloha, Mahafaly Olivier Solonandrasana sy ny vaovao, Christian Ntsay.

Hamaky ny tohiny
FTT