• Sabotsy 09 Jona 2018
Politique.Mahafaly Olivier Ataon’ny sasany fitaovana hakana seza ny fandotoana azy

Nametra-pialana tsy hitondra ny governemanta intsony ny praiminisitra teo aloha Solonandrasana Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Politique.Depiote ho an’ny fanovana Hanao diabe eny amin’ny HCC

Nitohy toy ny mahazatra ny tolona eny amin’ny Kianjan’ny 13 mey. Ho an’ny omaly, dia nivoitra ny fanaovana tatitra momba ny fihaonana teo amin'ny depiote ho an'ny fanovana sy ny praiminisitra Ntsay Christian ny takarivan’ny alarobia,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Politique.Governemantan’ny marimaritra iraisana Mampiahiahy, hoy i Eliane Bezaza

Manahy amin`ny tsy fangaraharahan`ny fifidianana hokarakarain`ny governemanta vaovao izay tarihan`ny praiminisitra Ntsay Louis Christian ny antoko PSD.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Politique.Datim-pifidianana tena izy Miandry ny governemanta vaovao, hoy ny CENI

Eo anelanelan`ny 29 aogositra hatramin`ny 24 novambra amin`ity taona ity no hanaovana ny fifidianana mialoha ny fotoana. Efa ao anatin`ny famolavolana ny tetiandro hanaovana izany ny CENI amin`izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Politique.Maka Alphonse Andao hosorohana ny krizim-pifidianana

Mijanona eo ve ny fampihavanam-pirenena satria efa misy ny fifanarahana politika ary hitsangana ny governemanta ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Politique.Hafari Malagasy « Tsy maintsy haka fahefana izahay ! »

Ny sabotsy izao no fotoana ifanomezan’ny fikambanana Hafari Malagasy amin’ny vahoaka rehetra hampahafantaran’izy ireo ny antoko politika hatsangany, raha ny nambaran’ny filohany, Jean Nirina Rafanomezantsoa.

Hamaky ny tohiny
FTT