• Talata 05 Jona 2018
Politique.Depiote Hanitra Razafimanantsoa “Tsy nakana ny hevitray ny fanendrena ny PM”

Nanambara halina ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa raha nanontaniana fa tsy nakana ny hevitry ny Tiako I Madagasikara mihitsy ny fanendrena ny praiminisitra vaovao Christian Ntsay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jona 2018
Politique.Minisitra teo aloha “Aza avela handositra any ivelany”

Rava iny ny governemanta, efa tafajoro ny Fitsarana ambony na ny HCJ (Haute Cour de Justice).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jona 2018
Politique.Mpanao politika Nifanao dina tetsy amin’ny Colbert

Nifanao dina fa hanao lohalaharana ny fampihavanana miainga hatrany ifotony mialoha ny fifidianana ireo mpanao politika tafavory tetsy amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jona 2018
Politique.Fahombiazan’ny fampihavanam-pirenena Miankina amin’ny kolontsaina, hoy ny Tandroharena

Ny olana teto hatramin’izay, hoy indray ry zareo avy eo anivon’ny fikambanan’ireo tanora mpikaroka momba ny vakoka sy lova ary ny harem-pirenena na ny Tandroharena, dia tsy nisy fampihavanam-pirenena notontosaina izany fa fampihombonana na “reconciliation” mba tsy hilazana hoe fitadiavana marimaritra iraisana hatrany no nitranga teto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jona 2018
Politique.Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena Mangataka minisitra teknisianina ny Sendikan’ny mpiasa

Nanomboka omaly ihany koa ny grevin’ny mpiasan’ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena eny Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Jona 2018
Politique.Kaominina Ampitatafika Lasa misy olana ilay tanimenabe

Mahazo vahana tanteraka ny kolikoly eo anivon’ny sampandraharahan’ny fananantany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT