Politique

Fifidianana Miomana ny KMMR Antananarivo


  • Alakamisy 07 Jona 2018

Manomana fatratra ny fomba hamerenana ny filoha Marc Ravalomanana eo amin’ny fitondrana ny mpomba azy.

Hisy rahampitso zoma 8 jona tolakandro ny fivoriana hananganana ny KMMR (Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana) izay hotanterahina ao amin’ny Tranompokonolona Analakely. Araka ny fanazavan’i Bernard Joseph dia antsoina amin’io fivoriana io avokoa ireo mambra FIFAR 192 rehetra, ireo filoham-pokontany, ireo mpitambola ary sekretera na am-perinasa na efa tsy ao amin’ny birao intsony.

 Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT