- Sabotsy 09 Jona 2018
Politique.Kolikoly sy afera maloto Ho afa-maina tsimoramora ve ireo mpitondra HVM ?
Mbola maro ireo raharaha mamatotra ny mpitondra HVM noho ny afera maloto sy ny kolikoly tsy tambo isaina. Mandeha ny fifanarahana politika sy ny fananganana governemantan’ny marimaritra iraisana. Hiara-devona amin’izany ve ny fanenjehana rehetra ka ho vitavita ho azy avokoa ny raharaha maloton’ny mpitondra ?
Hamaky ny tohiny