- Talata 12 Jona 2018
Politique.Primatiora Maka toerana ny Mapar
Niroso tsikelikely amin`ny rafitra sy ny fametrahana ireo olona hiara-kiasa aminy eny anivon`ny Primatiora ny praiminisitra lehiben`ny governemanta Ntsay Christian.
Hamaky ny tohinyNiroso tsikelikely amin`ny rafitra sy ny fametrahana ireo olona hiara-kiasa aminy eny anivon`ny Primatiora ny praiminisitra lehiben`ny governemanta Ntsay Christian.
Hamaky ny tohinyAntoko, vondrona, vovonana politika, samy manitrikitrika ny amin’ny maha laharam-pahamehana ny fanorenana ifotony daholo.
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny taona 1991, taorian’ny raharaha 10 aogositra no nipoiran’ity resaka fifanarahana politika ity. Nantsoina hoe “convention du 31 octobre” moa izy tamin’izany ary nosoniavina tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo.
Hamaky ny tohinyNiseho vahoaka voalohany ny kolonely sy lohona Lylison René de Rolland, taorian’ny didy fanafahan’ny fitsarana azy ny talata 5 jona lasa teo. Tsiahivina fa nenjehin’ny fitondrana HVM nanomboka ny 25 mey 2016 ny tenany noho ny fiantsoana tanàna maty teto Antananarivo, ary nisitraka nanomboka teo.
Hamaky ny tohinyNa inon-kidona na inon-kiantra, hoy ny fanamafisan’ny mpanao politika, Alain Andriamiseza, azy tetsy amin’ny fonenany etsy Mahazo omaly, dia tsy maintsy tonganay ny fanorenana ifotony.
Hamaky ny tohinySasatry ny mandamina krizy politika ny firenena Malagasy, saingy tsy tena mivaha hatrany ifotony aloha hatramin’izao matoa mbola niverimberina foana ny korontana politika.
Hamaky ny tohiny