• Zoma 15 Jona 2018
Politique.Fampihavanana, fifampiresahana, fifanarahana Tsy azo ihodivirana

Na oviana na oviana, na aiza na aiza, indrindra fa aty amin’ny tany tsy mitony tahaka antsika dia tsy hisy ho afa-po amin’ny zava-misy ao anatin’ny fireneny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Jona 2018
Politique.Governemanta Ntsay Christian Nahatanteraka ny filankevitra voalohany omaly

Nahatanteraka ny filankevitry ny governamanta voalohany natrehan’izy ireo teny amin’ny lapam-panjakana Mahazoarivo, omaly alakamisy 14 jona 2018 tolakandro ireo mpikambana ao amin’ny govenemantan’ny marimaritra iraisana tarihin’ny praiminisitra Ntsay Christian (tazana nivoaka avy tao amin’ny lapa Atoa Norbert Lala Ratsirahonana).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Depiote ho an’ny fanovana Mitaky ny fialan’ny praiminisitra

Miverina amin’ny tany am-boalohany ary niampy ny fitakiana eny an-kianja amin’izao fotoana dia ny hamongorana tanteraka ireo HVM efa naloam-bahoaka mbola naverina nomena seza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Tolon’ny 13 mey Hanidy minisitera manomboka anio

Mazava ny hafatra eny amin’ny Kianjan’ny 13 mey fa hitohy hatrany ny tolona. Antony ny tsy fahafaham-po sy ny hatezerana eo anatrehan’ny fitsanganan’ny governemanta vaovao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Politikan’ny fizaran-tseza Talentan’ny Malagasy

Efa nisy marimaritra iraisana vanona sy tsy nanohy savorovoro tokoa ve teto ? Fantatry ny rehetra fa tsia avy hatrany no valiny matoa mbola tafiditra anatina krizy faninefany indray isika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Fanaovana tolona Tsy hilana tambiny

Ny tolona raha ny tokony ho izy, dia fijoroana sy fandraisana andraikitra amin’ny maha olom-pirenena fa tsy hoe tsy maintsy mahazo seza foana rehefa avy eo.

Hamaky ny tohiny
FTT