• Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa « Tsy adinoko ny 13 mey …»

“Betsaka ny vitan’ny teo aloha sady mila tohizana ny ezaka. Ny miasa tsara sy miasa mafy no tarigetrako”, hoy ny minisitry ny indostria vaovao, Atoa Guy Rivo Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Vola hanaovana ny fifidianana Mbola baraingo

Ny governemanta sisa no andrasanay hifanatona aminay, hoy ny filoha lefitry ny CENI, Thierry Rakotonarivo, raha nanazava mikasika ny fanomanana ny fifidianana amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Governemanta Nametraka ny minisitrany ihany koa ny HVM

Nandeha ihany koa ny famindram-pahefana teo anivon`ireo minisitera sahanin`ny antoko HVM omaly. Nizotra tamin'ny an-tsakany sy an-davany ny fifanaovan-tsonia teo amin'ny minisitry ny asa vaventy teo aloha, Razafimandimby Eric sy ny hisolo azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Sao dia nampidi-kizo an’i Madagasikara ?

Nitsidika am-pomba fifanajana ny praiminisitra Ntsay Christian teny Mahazoarivo omaly ny lehiben’ny delegasionin’ny vondrona Eoropeanina eto amintsika Atoa Antonio Sanchez-Benedito.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Politique.Fanohanana an’i Marc Ravalomanana Tafatsangana ny KMMR Tolagnaro

Tafatsangana ara-dalàna ny 11 jona teo ny KMMR na ny Komity Mpanohana an’i Marc Ravalomanana any amin’ny Distrikan’i Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Governemanta vaovao “Fanompana ny vahoaka”

Raha ny solombavambahoakan’ny fanovana dia 3 ny an’ny MAPAR, ary 2 ny an’ny TIM, izay tsy fantatra intsony ny isan-jatony, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa nandritra ny fivahinianany tao amin’ny onjam-peon’ny Top Radio 102.8 Fm omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT