• Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy Vonona hiara-kiasa amin`ny CENI

Tafatsangana ny governemantan’ny marimaritra iraisana ary afaka nifanaraka ihany ireo vondron-kery politika eto Madagasikara. Manana andraikitra goavana ny governemanta Ntsay amin`ny fanatanterahana fifidianana sy fampandehanana raharaha ary ny fiainam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Politika eto Madagasikara Tsy natao ho an’ny mora sendaotra

Tsy natao ho an’ny mora sendaotra sy marary fo ny politika, raha jerena amin’ny zava-misy eto amintsika amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Marimaritra iraisana iza no tena mahazo tombony ?

Iza no hahazo tombony amin’ity marimaritra irasaina tamin’ny fifanarahana politika vita sy governemanta vaovao ity ? Fanontaniana mipetraka io manoloana ny tolon’ny fiovana niandoha tamin’ny 21 aprily teo ary efa manomboka mifaramparana ankehitriny etsy Analakely ity. Noventesina tany am-piandohana ny hoe “Miala Rajao !”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Rado Rabarilala “Hijoro ny sendika raha hijanona ny depiote”

3 taona tsy nandray karama izahay teo anivon’ny Air Madagascar, hoy i Rado Rabarilala omaly teny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Maro loatra ny tsy rariny teto ka tsy misy resaka be atao fa dia miala aloha ny filoha Rajaonarimampianina izay vao azo heverina ny hiverenana amin’ny resaka an-databatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Fanorenana ifotony Tetika izorana any amin’ny federalisma

Saika mamoitra ny filana sy mahamaika ny atao hoe fanorenana ifotony avokoa ireo mpanao politika tsy tao anatin’ny rafi-panjakan’ity fitondrana HVM ity rehetra. Rehefa dinihana dia toa tetika iraisan’ny ankamaroan’izy ireo ihany koa izy io idirana any amina rafitra federaly na ny federalisma.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Jona 2018
Politique.Afera maloto sy famitaham-bahoaka Tsy misy vokany ny ampamoaka maro

Lasa lamaody amin’izao ny fifamoahana dosie maloto ho an’ireo mpanao politika tsy mitovy hevitra. Nalaza tao anatin’ny andro vitsy, ohatra, ny mikasika ny depiote Tinoka Roberto,

Hamaky ny tohiny
FTT