• Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Christine Razanamahasoa Vonona hiresaka amin’ireo sendika

Nitondra fanazavana amin`ny laharampahamehana amin`izao governemanta vaovao izao ny depiote Christine Razanamahasoa, voatendry ho minisitry ny fananjariana ny tany sy ny raharahan-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Antoko Tambatra “Tokony ho lohalaharana hitaky fanorenana ny sendika”

Hiraisanay amin’ny depiote 73, hoy ny filohan’ny antoko Tambatra, Pety Rakotoniaina, ny tsy fanekena izao fitondrana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Fanonganana minisitra 14 Raikitra ny fanangonan-tsonia

Nandefa taratasy fangataham-panazavana any amin’ny praiminisitra Christian Ntsay momba ny fampiharana ny didin’ny HCC, ary maniry ny hihaona aminy ny depioten’ny fanovana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Hanitra Razafimanantsoa Nisongadina tao anatin’ny tolona

Namoaka mpitarika na “leader politique” tena nisongadina ny tolona ho an’ny fanovana, ary niavaka tanteraka depiote Hanitra Razafimanantsoa, avy amin’ny Antoko Tiako I Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Kandida heverina ho madinika Mety hivondrona tampoka

Raha variana amin’ny fizarana seza sy fifamindram-pahefana etsy sy eroa ireo heverina ho antoko lehibe eto amin’ny firenena dia mandeha ny feo fa mba manomboka manao pi-maso amin’ny sehatra iraisampirenena ihany koa ireo antoko heverina ho madinika omban’ireo mety ho kandidany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Ravalomanana sy ny TIM Manana tombondahiny kokoa

Mety ho samy nanana ny nampiavaka azy ny antoko tsirairay, saingy tsy takona hafenina kosa fa mafy sy mbola mahery ny TIM mitaha amin’ny hafa, ary hahafaha-mitaratra izany ny tolon’ny 13 mey.

Hamaky ny tohiny
FTT