Politique

Politikan’ny fizaran-tseza Talentan’ny Malagasy


  • Alakamisy 14 Jona 2018

Efa nisy marimaritra iraisana vanona sy tsy nanohy savorovoro tokoa ve teto ? Fantatry ny rehetra fa tsia avy hatrany no valiny matoa mbola tafiditra anatina krizy faninefany indray isika izao.

Samy nahalatsa-dra daholo ny tolona nandalo rehetra ary an-kavitsiana tamin’izy ireny no tonga tamin’ny tanjony fa saika niafara tamina marimaritra iraisana nosalovanina mpanelanelana iraisampirenena avokoa. Iza moa no tsy gina rehefa nahazo seza ? Na mpamakafaka politika sy mpanentana fandaharana politika nalaza nasiaka na mpanao politika nafana fo tamin’ireny fitarihan-tolona efa nisy ireny. Na tsy hiverenana intsony aza ny zava-nisy tany aloha dia hiaraha-mahita ny zava-misy ankehitriny raha natsangana ny governemanta Ntsay. Efa zary talentan’ny Malagasy mihitsy ankehitriny ity politikan’ny fizaran-tseza ity.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT