- Sabotsy 16 Jona 2018
Politique.Fitsinjaram-pahefana, fampandrosoana ifotony Manamafy ny tohana ara-bola omeny ry zareo Alema
Nivoitra io omaly nandritra ny fitsidihana ara-pomba fifanajana nataon’ny ambasadaoro alemana miasa sy monina eto Madagasikara Harald Gerhig, tamin’ny minisitry ny Atitany sy fitsinjaram-pahefana vaovao Razafimahefa Tianarivelo tetsy Anosy.
Hamaky ny tohiny
