• Talata 19 Jona 2018
Politique.Olon`ny HVM Ho raikitra ny ampamoaka …

Miseho amin`izay ny tsy fahamatoran`ny antoko HVM eo amin`ny tontolo politika. Araka ny nambara hatrizay dia tsy mahagaga intsony ny tsy fahamatoran`ny antoko HVM satria tsy manam-pototra sady antoko ialokalofan`ireo mpanao afera, ireo mpanao politika mpamadika palitao ary ireo mersenera.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Jona 2018
Politique.Zanaka ampielezan’i Madagasikara Mangataka an’i Dama hirotsaka ho filoham-pirenena

Nanambara ry zareo avy eo anivon’ny Zanaka ampielezan’i Madagasikara fa olom-pirenena malagasy, miraharaha ny tanindrazana na tsy manana zo hifidy aza ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Politique.Hentitra Ravalomanana “Tsy nanasonia fifanarahana politika aho”

Ankoatra ny firarian-tsoa maro be ho azy hita tamin’ny alalan’ny tambajotra ara-tsosialy samihafa noho ny fetin’ny ray, dia tonga niarahaba an’i Marc Ravalomanana teny Faravohitra ireo solontenan’ny mpiara-miasa isan-tsokajiny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Politique.Mitohy ny tolon’ny 13 mey Tsy maintsy miala ireo minisitra HVM

Raha ohatra mbola misy ny fomba rehetra voafaritry ny lalàna hahafahana manaisotra an’ireo dia hampiasainay daholo, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa ny sabotsy teny amin’ny kianjan’ny 13 mey manoloana ny mbola fisian’ny minisitra HVM ao anaty governemanta. Nitohy ny fanangonan-tsonia hitakiana ny fialan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Politique.Depiote Nicolas Randrianasolo Mahita sinema atao foana

Niavaka raha samy solombavambahoaka tamin’ny fihetsika hafahafa nataony teny amin’ny Lapan’ny antenimieram-pirenena teny Tsimbazaza i Nicolas Randrianasolo, izay nivadika tamin-dRajoelina sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Politique.Andry Rajoelina “Avoahy ny datim-pifidianana”

Ny tenako no nanasonia ny lisitra nisy ny anaran’i Ntsay Christian, hoy ny filohan’ny tetezamita Andry Nirina Rajoelina ary nifampiresahana tamin’ireo depiote Mapar izany,

Hamaky ny tohiny
FTT