• Alatsinainy 25 Jona 2018
Politique.Kandida ho filoham-pirenena Iza ireo mersenera ?

Arlette Ramaroson, Eliana Bezaza, Saraha Rabearisoa, Patrick Raharimanana, Jean Ravelonarivo, pasitera Mailhol, Cohen Rivolala, Jean Jacques Ratsietison, Jean Nirina Rafanomezantsoa, José Vianey, Alain Andriamiseza, Jules Etienne.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Politique.Jeneraly Jean Ravelonarivo Kandida filoham-pirenena ihany koa

Omaly zoma 22 jona no nanao fanambarana tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny trano fonenany Mandrosoa Ivato ny maha kandida azy amin’ny fifidiana ho filoham-pirenena ny praiministra teo aloha Jean Ravelonarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Politique.Toe-draharaha politika Be no ho diso kajy eto !

Nampiadiana ny TIM sy ny MAPAR satria tena natahorana ny mety ho fiombonana hatramin’ny farany hiara-hanadaraboka ny fanjakana HVM, fa indrindra hamotika ny kajikajy politika samihafa fanao sy tadiavina hapetraka hatrany eto ka isan’ny tena misosoka mafy amin’io ny vahiny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Kandidà toa inona no metimety kokoa aminy ?

Tena eo ambany vahohon’ny iraisam-pirenena i Madagasikara amin`izao fotoana. Mbola fanina daholo ny rehetra tamin`ny fomba nanendrena an`ny praiminisitra Ntsay Christian. Ny azo antoka dia tsy tonga tonga ho azy ny korontana eto amin`ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Politique.Andry Rajoelina Raikitra ny propagandy any Mahajanga

Nigadona tao Mahajanga omaly 22 jona hanatanteraka ny fikasany tsy tontosa ny 30 martsa lasa teo i Andry Rajoelina satria nosakanana teny Ivato tsy navela nandeha ny fiaramanidina manokana saika hitondra azy sy ny sidin’ny Air Madagascar .

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Politique.Pety Rakotoniaina “Vao mainka hiteraka krizy ny fifidianana”

Ny 17-18 aprily lasa teo no namory olona tany Fianarantsoa ny Komitin'ny Fahamarinana sy Fandriampahalemana ary Fiadanana (K3F), ary nisy ny zavatra nambara tamin’izany saingy tsy hita mandrak’androany ny tohiny sy ny vokany.

Hamaky ny tohiny
FTT