• Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Malagasy tia tanindrazana Mbola misy antenaina, hoy ny antoko Maitso

Raha mbola misy koa ny maitso dia tsy ho foana ny fanantenana, hoy ny filohan’ny antoko politika Maitso, Alexandre Georget, raha naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny fisiana na tsia ireo malagasy tia tanindrazana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Brunel Razafitsiandraofa « Nanatanteraka ny didin’ny HCC izahay »

Taorian’ny fanazavan’ny depioten’ny boriborintany faha V, Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Rajaonarimampianina “Firenena reraka no noraisiko tamin’ny 2014”

Nitanisa ny lalana nodiavin`ny firenena tao anatin`ny 58 taona ny filoha omaly. Mbola nailiny tamin`ny teo aloha hatrany ny tsy fahombiazana ary toa omaly tsy niova ny lahateny nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Andry Rajoelina Manava-tena sy manao sain-jaza

Samy tonga niatrika ny matso lehibe nanamarihana ny fetin’ny fahaleovantena sy ny fetin’ny foloalindahy tetsy Mahamasina avokoa ireo filoham-pirenena teo aloha, dia i Didier Ratsiraka sy i Marc Ravalomanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Mpitolon’ny 13 mey Nankalazaina teo an-kianja ny fetim-pirenena

Fety aman-danonana no nentin’ny mpitari-tolona sy ny vahoakan’ny 13 mey nanamarihana ny asaramanitra dia ny fetim-pirenena nanomboka ny tolakandron’ny alatsinainy 25 jona teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Marc Ramiaranjatovo Mitaky ny hanemorana ny fifidianana amin’ny taona 2019

Mitaky ny hanemorana ny fifidianana amin’ny taona 2019 Atoa Marc Ramiaranjatovo, Ben’ny tanànan’ny kaominina Alasora.

Hamaky ny tohiny
FTT