• Zoma 22 Jona 2018
Politique.Roa volana katroka ny 13 mey Hisy fanambarana goavana

Feno roa volana katroka rahampitso sabotsy ny tolon’ny 13 mey nanomboka ny 21 aprily 2018, ka hisy ny fanambarana goavana eny an-kianja ataon’ny depiote TIM sy ny mpanara-dia ny tolona rahampitso.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Governemanta Ntsay Christian Tsy te hahalala afa-tsy fifidianana

Miroso amin’ny lalana mankany amin’ny fanatanterahana fifidianana ny governemanta tarihako, hoy ny ambentin-tenin’ny praiminisitra Ntsay Christian omaly teny Mahazoarivo, raha nampita vaovao fohy mikasika ny fihaonany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Madagasikara-Afrika Atsimo Hihamafy hatrany ny fiaraha-miasa

Nisesisesy ireo masoivoho tonga teny Mahazoarivo tato ho ato. Fahombiazana hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Malagasy sy ny firenena Afrika Atsimo tao anatin’izay taona maro izay ary hihamafy izany taorian’ny fahazoan’ny Malagasy praiminisitra vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy namitaka ary tsy hamitaka vahoaka mihitsy aho”

Sesilany indray ny fanaratsiana an’i Marc Ravalomanana amin’ny lafiny maro. Voizina fa tsy mijery afa-tsy ny tombontsoany manokana, toy ny resaka fanokafana ny AAA-Tiko.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Olon’ny HVM Hidina an-dalambe anio

Nanao fanambarana teny amin’ny Hotely Colbert ny Vondrona politika Malagasy Mijoro Miaro ny ara-dalàna, tarihin-dRakotovololona Lafatra ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Depioten’ny fanovana lasa minisitra Tototry ny fangatahan-toerana sy asa

Tsy mety afaka ny fomba fisainana maika hahazo seza amin’ny fanaovana tolona.

Hamaky ny tohiny
FTT