- Alarobia 27 Jona 2018
Politique.Alakamisy Fenoarivo Nampianarina momba ny fitiavan-tanindrazana ny mponina
Nampianarina momba ny fitiavan-tanindrazana ireo mponina eny Alakamisy Fenoarivo, distrikan'Antananarivo Atsimondrano. Tamin'ny alalan'ny lanonana lehibe notanterahina teny an-toerana omaly no nanatontosana izany.
Hamaky ny tohiny