• Zoma 22 Jona 2018
Politique.ANTOKO MAITSO Mankasitraka ny governemanta mijoro saingy ...

Naneho ny heviny mikasika ny fijoroan’ny governemanta vaovao ny filohan’ny antoko Maitso Atoa Georget Alexandre, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Antenimieram-pirenena Efa mihevitra ho vakansy sahady ?

Tsy andrenesam-peo mihitsy ny eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`izao fivoriana ara-potoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Politique.Fitiavan-tanindrazan’ny Malagasy Resin’ny revy tanteraka

Nanomboka ny taona 2009 no tena nampahazo laka ny kolontsain’ny firevena teto Madagasikara. Tsy nanavahana intsony io na teto an-drenivohitra na tany amin’ny faritany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2018
Politique.Kianjan’ny 13 mey Tsy miato ny tolona na dia somparana aza…

Tonga maro ny vahoaka teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey omaly, na nisy aza ny fisintahana tsy an-kiera nataon’ny MAPAR.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2018
Politique.Mpitondra malagasy Miharihary ny fitiavan-tseza tafahoatra

Ny fiambenana ireo minisitera hiadidian’ireo minisitra HVM miisa 14 izay takiana alana amin’ny toerany indray izany izao no vaindohan-draharahan’ny fitondram-panjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Jona 2018
Politique.Ntsay Christian Efa filohan’ny tetezamita ?

Diplomaty maromaro indray no noraisin’ny praiminisitra Ntsay Christian omaly, ka nivoitra tao anatin’izany ny fahavononan’ireo vahiny amin’ny fanohanana an’i Madagasikara, indrindra fa ny fanatontosana fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT