- Zoma 29 Jona 2018
Politique.Jean Jacques Ratsietison Kandida ho filoham-pirenena ihany koa
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotely Le pave Antaninarenina omaly fa ny filoha mpanorina ny antoko politika Fahefa-Mividy izao no Ilain’ny Malagasy (FMI Ma), Jean Jacques Ratsietison, ihany ho kandida atolotry ny antoko amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ity taona ity.
Hamaky ny tohiny