• Sabotsy 30 Jona 2018
Politique.Marc Ramiarinjatovo “Hotohizina ny fampihavanam-pirenena”

Fantatra araka ny nambaran’ny Ben’ny Tanànan’Alasora Marc Ramiarinjatovo fa natolotr’Itpkl Pr Zafy AlberT azy ireo antontan-kevitra maro momba ny Fampihavanam-pirenena, ny Demokrasia ary ny fanorenana ifotony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
Politique.Hetsika Fanorenana Ifotony Fifidianana eny amin’ny fokontany aloha

Nitombo iray ireo hery politika mikambana eo anivon’ny vovonana Hetsika Fanorenana Ifotony (HFI).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
Politique.Hery politika afovoany Tsy mazava ny tanjony

Inona no tena antom-pisian’ireo milaza azy ho hery afovoany na ireo mpanao politika fatra-pilaza azy ireo ho « neutre » ao anatin’izao toe-draharaha politika efa hita ho miha mitontongana hatrany izao ?

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
Politique.Fomba efa hita ny naharatsy azy

Hotontosaina anaty fotoam-pahavaratra indray ny fifidianana amin’ity taona ity. Fomba efa hita ny naharatsy azy io hatramin’ny taona 2001 no ho nankaty fa dia mbola hatao ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
Politique.Raharaham-pirenena Hatao anaty fahavaratra ny fifidianana

Miditra amin`ny kihon-dalana farany amin` ny fanomanana ny fifidianana isika satria tapaka taorian`ny fanapahan-kevitra no raisin`ny Filankevitry ny governemanta ireo daty ofisialy hanatanterahana izany fifidianana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2018
Politique.Mpitari-tolon’ny 13 mey Tambazam-bola sy fahefana fa tsy manaiky

Matoa isika nijanona eto amin’ny 13 mey dia tsy mbola vita ny tolona, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT