- Talata 03 Jolay 2018
Politique.Datim-pifidianana Manaja lalàna io, hoy ny CENI
Andraikitra lehibe tsy maintsy hiantsorohan`ny governemantan`ny marimaritra iraisana ny fanatontosana ny fifidianana ao anatin`ny fotoana fohy.
Hamaky ny tohinyAndraikitra lehibe tsy maintsy hiantsorohan`ny governemantan`ny marimaritra iraisana ny fanatontosana ny fifidianana ao anatin`ny fotoana fohy.
Hamaky ny tohinyEfa nambaran’i Marc Ravalomanana hatry ny ela fa na haroso io na hahemotra dia vonona hatrany ny TIM amin’ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyMikofokofoka mafy mitety faritra i Andry Rajoelina amin’izao fotoana miezaka maka ny fon’ny olona any, nanomboka tany Mahajanga, Mampikony, Antsohihy ary tonga hatrany Mananara Avaratra sy Maroantsetra.
Hamaky ny tohinyI Maoritania no mampiantrano ny fihaonana ara-tampon`ny Vondrona Afrikanina andiany faha-31 izay efa nanomboka ny 25 jona lasa teo.
Hamaky ny tohinyAzo lazaina ho tsara fitontona indrindra tamin’ny fotoana nanambarana ofisialy fa hilatsaka ho filoham-pirenena rehetra efa nandalo hatreto ny an’i Dama ao amin’ny tarika Mahaleo natao tetsy amin’ny tokotaniben’ny Esca Antanimena ny sabotsy teo. 2 andro taorian’ny namoahana ny datim-pifidianana ofisialy teny Mahazoarivo.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nivoahan’ny daty hanatanterahana ny fifidianana izay ho filoham-pirenena amin’ity taona ity dia nivoaka tamin’ny fahanginana ny vondron’ny tanora Madagasikara Afaka, tarihin’ny filohany Andrianjakatiana Johny Paul, ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohiny