Politique

Jean Jacques Ratsietison Kandida ho filoham-pirenena ihany koa


  • Zoma 29 Jona 2018

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotely Le pave Antaninarenina omaly fa ny filoha mpanorina ny antoko politika Fahefa-Mividy izao no Ilain’ny Malagasy (FMI Ma), Jean Jacques Ratsietison, ihany ho kandida atolotry ny antoko amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena amin’ity taona ity.

 

 Noho izany dia nosoniavina iny omaly iny ihany koa ny fifanarahana izay efa nambarany hatrany fa hifanaovany amin’ny Malagasy rehefa vonona ny hilatsaka izy. Voarakitra ao anatin’ity fifaninana ity moa ny hoe miaraka ho apetrany ny taratasy filatsahan-kofidiany sy ny taratasy fametraham-pialany raha toa ka tsy midina amin’ny atsasany ao anaty 1 volana ny vidim-piainana rehefa lany izy. Ao anatin’ny 2 taona, hoy izy, raha tsy midina amin’ny atsasany indray ilay atsasany manaraka dia mbola hametra-pialana koa ny tenako satria mino 100% aho fa ho tanterako ny fampanantenako izay tsy miankina afa-tsy amina didim-panjakana. Izay sahy manaraha, hoy ity filoha mpanorina ny FMI Ma ity.

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

Hijery ny tohiny
FTT