• Alakamisy 05 Jolay 2018
Politique.HFI sy ny tariny Sao dia efa misy mifoka rongony, hoy i Doudou

Naneho ny fahasorenany manoloana ny fihetsiky ny mpanao politika sasany ny filohan’ny vovonana politika Dinika ho Fanavotam-Pirenena (DFP), Tolojanahary Maharavo na Doudou rehefa ela tsy niteny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Politique.Tolona marobe 2018 Izay milefitra eo mampamangy

Nirongatra ny tolona sy fitakiana sendikaly teto Madagasikara tamin’ity taona 2018 ity, indrindra taorian’ny zava-nitranga tetsy Analakely ny 21 aprily iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2018
Politique.Madagasikara Atahorana ho tafiditra anaty ady saritaka

Miatomboka amin’ny atao hoe disadisa na ilay antsoina amin’ny teny frantsay hoe « turbulence » ny savorovoro ao anaty fiarahamonina iray, raha ny fikarohana nataon’ireo mpahay fanelanelanana na irony « Mediologue » irony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2018
Politique.Lalàm-pifidianana manjavozavo Hararaotin-dRajoelina hanaovana propagandy

Fihetsika atao mialoha ny fampielezan-kevitra ny atao hoe “pré campagne”, izany hoe fiomanana mialoha ny tena fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2018
Politique.Lalàm-pifidianana manjavozavo Hararaotin-dRajoelina hanaovana propagandy

Fihetsika atao mialoha ny fampielezan-kevitra ny atao hoe “pré campagne”, izany hoe fiomanana mialoha ny tena fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Jolay 2018
Politique.Paikady maloto amin’ny fifidianana Hozarazaraina ny vaton’ny afovoan-tany

Samy manomana ny paikadiny amin’ny fifidianana ny mpanao politika Malagasy, ary hanao izay faraheriny tanteraka hampahomby ny kajikajiny avy. Ao ny manao vazaha mody miady, ka samy mirotsaka mba hanimbana vato fotsiny. Amin’ny ankapobeny, ny afovoan-tany dia faritra tena be mpifidy.

Hamaky ny tohiny
FTT