• Zoma 06 Jolay 2018
Politique.Famatsiam-bola amin`ny fampielezan-kevitra Ho vita ara-potoana ve ilay fanaraha-maso ?

Ny lalàmpanorenana dia milaza mazava fa tokony hisy lalàna hafa mamaritra ny famatsiam-bolan`ny antoko politika. Miainga any amin`io avokoa mantsy ny zavatra rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Politique.Fifidianana sy raharaham-pirenena “Favori” foana izay mahazaka an’Iarivo

Tsy azo hiadian-kevitra fa manana ny toerany lehibe eto Madagasikara Antananarivo amin’ny maha revivohitry ny firenena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Politique.Resa-pifidianana Manomboka ny gidragidra

Tsy mankasitraka amin’ny hirosoana amin’ny fifidianana ny Hetsiky ny Fanorenana Ifotony na ny HFI, izay nohamafisin’i Pety Rakotoniaina iray amin’ireo mpikambana tamin’ny fandaharana Vahaolana ao amin’ny onjam-peon’ny Top Radio 102.8 FM.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Politique.Tetibolan’ny fifidianana Nanome 1,7 tapitrisa dolara ny Vondrona Eoropeanina

Nomarihina tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny biraon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ny fandraisan’ny Vondrona Eoropeanina anjara ao anatin’ilay kitapom-bola iombonana ao amin’ny tetikasa ho fanohanana ny zotram-pifidianana eto Madagasikara na Soutien Au Cycle Electoral de Madagascar (SACEM).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Politique.Andry Rajoelina Hamitaka ny Malagasy indray

Rehefa avy namitaka an’Antananarivo tamin’ny vary mora, menaka mora, coliseum, Lapan’ny tanàna, fony izy ben’ny tanàna i Andry Rajoelina, dia io indray fa hamitaka ny Malagasy manerana an’I Madagasikara amin’ny IEM. 10% raha be indrindra tamin’ny volabe 100 tapitrisa dolara sandan’ny fitrandrahana vy tany Soalala tamin’ny orinasa Wisco,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Jolay 2018
Politique.Kandida amin’ny fifidianana Homelohin’ny antoko Teza

Efa nanambara hatrany ny antoko Teza, hoy ny filohany, Jean Louis Rakotoamboa fa tsy handray anjara amina fifidianana raha tsy voamboatra ny fitsipiky ny demokrasia eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT