• Sabotsy 07 Jolay 2018
Politique.Marc Ramiaranjatovo “Tsy ajanona fa hahemotra ny fifidianana Filoha”

Nitondra fanazavana ho an`ny vahoaka tetsy amin`ny kianja mitafon`i Mahamasina mahakasika ny fifidianana sy ny datim-pifidianana ireo antoko politika, sendikà ary ny fiarahamonim-pirenena omaly. Nitarika adihevitra mikasika ny fifidianana hotanterahina eto amin`ny firenena ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Politique.Toe-draharaham-pirenena Ho ratsy raha tsy milamina mialoha ny fifidianana

Tsy Antananarivo irery akory no atao hoe Madagasikara. Mila tsaroana hatrany izany rehefa hijery ny toe-draharaham-pirenena. Somary nirona tamin’ny fandraisana ny zava-misy eto afovoantany ho taratry ny zava-misy manerana ny nosy hatrany hatramin’izay ireo mpitondra fanjakana sy mpanao politika tamin’ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Politique.Ambatoboeny Maty nisy nitifitra ny mpikatroka TIM iray

Nisy nitifitra omaly hariva tokony ho tamin’ny 7 ora tao am-pivarotany ao amin’ny kaominina Manerinerina distrikan’Ambatoboeny ny Andriambavilanitra iray anisan’ny mpitarika ny ny antoko TIM any amin’ny distrikan’Ambatoboeny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Mitady ho takon’i Dama

Nanomboka ny alahady teo, taorian’ny nanambaran’i Zafimahaleo Rasolofondraosolo na Dama Mahaleo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Politique.Mpankato fanorenana ifotony Haneho ny heriny anio

Hifampitaona etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina avokoa, anio ireo vovonana, fikambanana, antoko politika sy izay heverina ho mpankato ny hanatontosana ny fanorenana ifotony rehetra mialoha ny hirosoana amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Jolay 2018
Politique.Pastera Mailhol Tohanan’ny firenena Rosianina, hitaky ny îles éparses

Vonona ny hanohana sy hanampy an’i Pastera Mailhol amin’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena hotanterahina eto amintsika ny 7 novambra ho avy izao ny firenena Rosianina. Omaly no nampahafantarany izany tamim-pomba ofisialy teny amin’ny By-pass misy ny foiben-toeran’ny antoko politika Gideona Fandresena Fahantrana eto Madagasikara izay nanolotra azy,

Hamaky ny tohiny
FTT