• Alatsinainy 09 Jolay 2018
Politique.Raharaham-pirenena Sempotra ny fanjakana

Iray volana mahery izao no nitsanganan’ny governemanta Ntsay Louis Christian. Iaraha-mahita fa mikatso ny raharaham-pirenena. Mipoitra daholo ny karazana olana kanefa tsy misy voavaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Jolay 2018
Politique.Senatera Dr Benessy Harison Sebastien « Aleo hapetraka ny fitoniana hanomanana fifidianana »

Anisan’ny mpanao politika eto Toamasina miteny isaky ny misy zavatra tsy mety sy mpiara-miasa amin’ny olon-drehetra, ary mpanao asa soa ho an’i Toamasina amin’reo asa sosialy fanaon’ny fikambanana politika tarihany, “FIMAMI”, ny senatera Dr Benessy Harison Sebatien.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Politique.Fiatrehana ny fifidianana Miandry ny toromarik’i Dada ireo mpomba azy

Efa tsindrian-daona ireo mpanara-dia an’i Marc Ravalomanana izany hoe ny TIM sy ny KMMR ary miandry ny toromarika sy ny paikady hiatrehana ny fifidianana. Anisan’ny kandida vaventy sy tsara toerana indrindra rahateo izy, ary tsy takona nafenina ireny efa fisomparana azy samihafa ireny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Politique.Tetika hanilihana ireo efa nitondra Miketrika mafy ry Roland Ratsiraka

Manoloana ny tolona sendikaly maro, dia aleo miandry vita fifidianana raha ny nambaran-dRoland Ratsiraka omaly. Mila mpitondra vaovao ny vahoaka Malagasy hanatanteraka io fanorenana ifotony resahin-dry zareo io, hoy kosa izy manoloana ny hetsiky ny HFI (Hetsika Fanorenana Ifotony) tsy mankasitraka fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 07 Jolay 2018
Politique.Governemanta Ntsay Misy minisitra vato misakana

Nantenaina ho “governemantan`ny fanovana” ny an’ny praiminisitra Ntsay kanefa mitohy ny tolona sy ny fitakiana amin`ny endriny samihafa ary tsy hita hatrany izay tena vahaolana.

Hamaky ny tohiny
FTT