• Zoma 27 Jolay 2018
Politique.Hetsika sy fitakiana etsy sy eroa Tafiditry ny politikam-panakorontanana avo lenta

Mitohy hatrany ny savorovoro eto amintsika. Ny fitoniana politika tsy misy, ny fitakiana sendikaly tsy voavaha, hany ka fitokonana etsy sy eroa no tena malaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Politique.Ravalomanana tao Moramanga “Efa fantatry ny vahoaka izay tena mahavita azy”

Raha hitodi-doha ho any Ambatondrazaka dia voatery nijanona tao Moramanga aloha omaly Atoa Marc Ravalomanana satria vahoaka maro be no efa niandry azy tao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Politique.Minisitra HVM very toerana Tsara raha nanao toa an’i Herizo Razafimahaleo, hoy i Maharante

Nambaran’i Paul Rabary fa antony nialany tao anatin’ny HVM ny ekolazy alaina rehefa hanao hetsika io antoko io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Politique.Fampandrosoana an’i Madagasikara Tsy maintsy miainga amin’ny fanjakana tsara tantana

Omaly alakamisy 26 jolay no nampahafantarina tetsy amin’ny foiben’ny fandaharanasan’ny firenena mikambana ho amin’ny fampandrosoana (PNUD) tetsy Andraharo ny famelabelarana momba ny tatitry ny vaindohan-draharahan’ny tanjon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Politique.Antoko Fanorolahy Tafavoaka ny firenena rehefa manankarena ny tantsaha

Efa ela no vita ny fanorenana ifotony ho an’ny antoko Fanorolahy, niorina efa an-taonany maro teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Politique.Paul Rabary “Tsy hahavaha ny olan’ny fanabeazana ity fitondrana ity”

Nivoaka tamin’ny fahanginany omaly ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha Paul Rabary manoloana ny fialany tsy ho mpikambana ao anatin’ny antoko HVM intsony. Nambarany fa fampifangaroana ny asam-panjakana sy ny politika no antony.

Hamaky ny tohiny
FTT