• Alatsinainy 30 Jolay 2018
Politique.Holijaona Rabaona “Tsara avokoa ireo vina fa ny fanatanterahana no lesoka”

Tamin’ny sabotsy 28 jolay farany teo no novelabelarina tetsy amin’ny Hotely Le Pavé Antaninarenina ny maha samy hafa ny fandaharan’asa “Emergence” tamin’ireo tetikasa na vinam-piarahamonina (projet de Société) nisy teto Madagasikara hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2018
Politique.Antenimierandoholona sy Primatiora Aleo foanana fa mandany vola, hoy i Paul Rabary

Nampidera ny maha mpandinika fiarahamonina sy olon’ny serasera azy omaly nandritra ny fandaharana manokana hita fa efa voarindra tsara mialoha Atoa Paul Rabary, minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha. Henjana ny fanakianany ny fomba fitantanana ny firenena amin’ny ankapobeny na dia tsy nitifitra mivantana ny filoha Hery

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Politique.Kandida Ravalomanana Tsy ho ela ny fandrotsahana dosie…

Anisan’ireo kandida fantatra fa mikarakara dosie i Marc Ravalomanana ary andrasana ny fanambarana ofisialy fanamafisany ny maha kandida filoha azy amin’ny tapatapaky ny volana aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Politique.Tolona ho an’ny fanorenana ifotony Tsy resy lahatra amin’ireo mpitarika ny olona

Inona tokoa moa no tokony haharatsy ny fanorenana ifotony ? Heverina fa ilain’ny firenena Malagasy ankehitriny izy io raha mandinika ireo anton’ny fahantrana miavosa eto amin’ny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Nangina sy nipirina tanteraka

Nangina ary toa nipirina tanteraka i Voahangy Rajaonarimampianina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Politique.Fanambaran’i Paul Rabary Tsy voatery hitombina, hoy ny loholona Amido

Taorian’ny fanambarana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha, Paul Rabary, izay nitsikera mafy ny antoko HVM dia naneho ny heviny mikasika ny fahitany izany ny loholona, Amido, izay sady mpikambana eo anivon’ny antoko Hery vaovao ho an’I Madagasikara no filoha lefitry ny lapa maitso.

Hamaky ny tohiny
FTT