- Alakamisy 26 Jolay 2018
Politique.Hetsika tetsy amin’ny 13 mey Fahombiazana ireny, hoy ireo nitari-tolona
Tsy ny Parvis irery akory no atao hoe kianjan’ny 13 mey, hoy ry zareo avy eo anivon’ny antoko Tambatra.
Hamaky ny tohinyTsy ny Parvis irery akory no atao hoe kianjan’ny 13 mey, hoy ry zareo avy eo anivon’ny antoko Tambatra.
Hamaky ny tohinyTsy re feo firy intsony ny praiminisitra teo aloha Mahafaly Solonandrasana Olivier taorian’ny fifamindram-pahefana teo aminy sy ny praiminisitra ankehitriny. Tsaroana tsara kosa ny teny nataony tamin’izay ka nilazany hoe: “mametraka ny mandrapihaona vetivety” ny 6 jona lasa teo.
Hamaky ny tohinySamy ilain’ny Malagasy daholo, hoy ny filohan’ny Vondron’Olon-tsotra (VOT), Sarah Zoe, na ny fanorenana ifotony na ny fifidianana saingy mila hay ny mametraka ny laharam-pahamehana sao zava-doza no hitranga.
Hamaky ny tohinyTsy misy mihitsy filoham-pirenena hisafidy ny hanaotao foana hanimba tena mandritra ny fitondrany fa ao raha matoa tsy mahomby. Iankinan-javatra ny ekipa ao anaty fitondrana satria tsy vitany irery io.
Hamaky ny tohinyEfa nampoizina ihany ny zava-nitranga tetsy amin’ny Parvis Analakely omaly. Nahagaga ny maro ihany hoe naninona ireo fikambanana sy antoko ary vondrona tapa-kevitra ny hanohy ny tolona etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey mivondrona ao anatin’ny HFI ka hanome anarana hoe tolona ho an’ny tena fanovana no tsy nangataka alalana mihitsy na tany amin’ny prefektiora na teo anivon’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra ?
Hamaky ny tohinyTsy afa-manoatra ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) manoloana ny fanatanterahana ny fampielezan-kevitra mialoha ny fifidianana raha ny tranga misy amin`izao fotoana, hoy ny filohan`ny CENI, Hery Rakotomanana.
Hamaky ny tohiny