- Alarobia 25 Jolay 2018
Politique.Fifankahalana sy fifanalam-baraka Efa fomba fiadin’ny MAPAR sy HVM hatrizay
Ny ekipan’ny tetezamita sy ny HVM no tena manam-pahaizana amin’io politikan’ny fankahalana sy kapa vavaranjo io, ary manomboka tsy misy ankitsitsy izy io amin’izao vanim-potoana akaiky fifidianana izao. Mahavita mamorona ny tsy misy mihitsy hahafahana manenjika sy manasoketa ny hafa sy hanapotehana azy.
Hamaky ny tohiny
