- Sabotsy 28 Jolay 2018
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Nangina sy nipirina tanteraka
Nangina ary toa nipirina tanteraka i Voahangy Rajaonarimampianina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNangina ary toa nipirina tanteraka i Voahangy Rajaonarimampianina ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fanambarana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha, Paul Rabary, izay nitsikera mafy ny antoko HVM dia naneho ny heviny mikasika ny fahitany izany ny loholona, Amido, izay sady mpikambana eo anivon’ny antoko Hery vaovao ho an’I Madagasikara no filoha lefitry ny lapa maitso.
Hamaky ny tohinyNametra-pialana tsy ho filoha Nasionalin’ny Antoko HVM i Rivo Rakotovao, araka ny fanambarana nataony teo imason’ireo Birao nasionalin’ny antoko sy ireo mpikatroka teny amin’ny Hotely Carlton Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyRy zareo avy eo anivon’ny AOCRM na ny fivondronan’ireo rafitra sivily ho fanarenana an’i Madagasikara dia nanamafy tetsy amin’ny Mon gouter Andrefanambohijanahary omaly fa tsy
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fanambarana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha, Paul Rabary, izay nitsikera mafy ny antoko HVM dia naneho ny heviny mikasika ny fahitany izany ny loholona, Amido, izay sady mpikambana eo anivon’ny antoko Hery vaovao ho an’I Madagasikara no filoha lefitry ny lapa maitso.
Hamaky ny tohinyAmin’ny politika eto amintsika, misy foana ny fanaovana tohatra fiakarana sy fifamadibadihana fa dia arakaraky ny fahaiza-mamindra ihany no hahalavo na tsia ny antoko na ny vondrona na ny mpanao politika iray.
Hamaky ny tohiny