- Talata 14 Aogositra 2018
Politique.Depiote Jaovato Manana olana amin’ny Banky
Velon-taraina ny depioten’Antalaha Laisoa Jean Pierre na Jaovato satria tsy mety miara-miasa aminy ireo banky misy eto Madagasikara, na ireo banky lehibe io na ny banky amin’ny resaka fampiasam-bola madinika.
Hamaky ny tohiny