- Talata 14 Aogositra 2018
Politique.Ankazomanga sy Maroarivo Betioky Atsimo Mbola manantena fatratra ny Prezida Marc Ravalomanana
Mitohy foana ny fitetezam-paritra ataon’Atoa SAZALAHY Tsianihy filohan’ny Distim Atsimo Andrefana ny Faritany hiadidiany ka tany amin’ny kaominin’Ankazomanga sy Maroarivo ao amin’ny distrikan’i Betioky-Atsimo indray izy ny 08 sy 09 ary 10 aogositra 2018 lasa teo.
Hamaky ny tohiny
