- Alatsinainy 13 Aogositra 2018
Politique.Propagandin’ireo kandida Tsy voara-maso ireo vola maloto
Tany tan-dalàna e ! Firenena tsara tantana e ! Fitantanana magarahare e ! Ireo no fehezan-teny atao ambetin-dresaka eto amintsika,
Hamaky ny tohinyTany tan-dalàna e ! Firenena tsara tantana e ! Fitantanana magarahare e ! Ireo no fehezan-teny atao ambetin-dresaka eto amintsika,
Hamaky ny tohinyAhoana ny fampiakarana ny farim-piainan`ny Malagasy? Tsy maintsy ny toekarena no hampiakarana azy, hoy ny kandidàn`ny PLD, Saraha Rabeharisoa satria ny mpitondra Malagasy dia mbola miankin-doha amin`ny vahiny amin`ny tetibola hananany na ny vola ampiasiany.
Hamaky ny tohinyEfa vonona tanteraka ny Filoha Marc Ravalomanana amin’ny fiatrehana ny fifidianana. Io no fanambarana nataon’i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny hetsika ny sabotsy 11 Aogositra farany teo manoloana ireo mpitolona tonga teny an-toerana. Misy fotoana ny zavatra rehetra ary efa vonona izy amin’ny angady sy ny harona hoy hatrany izy nandritra ny kabary nataony.
Hamaky ny tohinyTsy ny fiompiana sy ny fambolena intsony izay miantoka ny 85 %-n’ny fiainan’ny Malagasy no ho enti-mampandroso ny firenena atsy ho atsy hoy Pastera Mailhol fa haompana indray amin’ny fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany. Io ihany mantsy hoy izy no
Hamaky ny tohinyNa iza na iza firenena naniry hanjanaka teto Madagasikara, hoy ny mpandinika, Toky Rakotobe, dia ny lafiny kolontsaina foana no nezahan’izy ireo nodomina teto.
Hamaky ny tohinyNihaona sy nitafa tamin’ny tamin'ny mpandrindra, DISTIM sy FokoTIM tao amin'ny boriboritany fahadimy ny depiote Rasendramiadana Clarisse ny andron’ny sabotsy 11 aogositra 2018 teo.
Hamaky ny tohiny