• Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Samy ilaina ny fifidianana sy ny fanorenana

Lasa mizara roa ny hevitry ny mpanao politika eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Tontolo politika Maro ireo namadika an-dRajao tato ho ato

Azo heverina ny mety hanovan’ny Filoha ankehitriny ekipa amin’ity fifidianana filoham-pirenena ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Efa voasedra ary tsy mitsoaka ady

Efa niomana sy nivonona handray fitondrana ny TIM. Tsy atao kitaitaitra io fa mila paikady tsara petrapetraka. Mila rafitra mafy mahenika ny Nosy ny fahazoana fandresena, ary tsikaritra ho efa niomana ho amin’izany satria saika mihetsika avokoa ny rehetra amin’izao fotoana ary fifaninanana masina ny an’ny TIM samy TIM amin’io fifidianana io amin’ny fahazoana isam-bato betsaka indrindra hampandaniana an’i Marc Ravalomanana. Maro sy be rahateo ny fampianarana sy fiofanana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2018
Politique.Saraha Rabeharisoa Hametraka ny repoblika parlemantera

Raha ny vina politikan` ny antoko PLD (Paika sy Lamina ho an`ny Daholobe) dia hametraka repoblika parlemantera eto Madagasikara satria ny fahefana dia miainga avy amin`ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2018
Politique.Omer Beriziky Hampisafidy rafi-panjakana roa

Nahavita sy nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidina ho filoham-pirenena ny praiministra teo aloha, Omer Beriziky, omaly teny amin`ny HCC. Tsy mbola feno ny fepetra rehetra hanatanterahana fifidianana madio, malalaka, izay heken`ny besinimaro ny vokany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aogositra 2018
Politique.Jean Jacques Ratsietison Hamaha olan’ny firenena amin’ny didim-pitondrana

Kandida faha-10 tonga nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena tetsy amin’ny HCC Ambohidahy ny talata teo ny natolotry ny antoko politika Fahefa-Mividy izao no Ilain’ny Malagasy (FMI Ma), Jean Jacques Ratsietison.

Hamaky ny tohiny
FTT