- Alakamisy 16 Aogositra 2018
Politique.Richard Razafy Rakotofiringa Kandidà nijaikojaiko teny amin`ny HCC
Hatairana ny an`ny mpanao gazety tonga teny amin`ny HCC omaly raha nahita fiara iray nitondra olona milaza fa hametraka antontan-taratasy maha kandidà azy taorianakelin’ny fahalasan`ny kandidà iray vao avy nanatitra izany.
Hamaky ny tohiny
