• Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Fanavotam-pirenena Any amin’i Dada ny lakile

Any Toamasina nanomboka omaly alakamisy 16 aogositra Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hanao fanambarana eny Antaninarenina anio

Hanao fanambarana lehibe sy valandresaka eny amin’ny Hotely Colbert Antaninarenina ny filoha am-perinasa Hery Rajaonarimampianina anio zoma 17 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Mpisolovava Mamy Radilofe Kandidan’ny antoko RDS

Nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiany ho filoham-pirenena teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC omaly alakamisy 16 aogositra ny kandida Mamy Richard Radilofe,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Fampandaniana an-dRajoelina Mikofokofoka mafy ry Ratsirahonana

Miara-mivory sy miketriketrika mafy ireo ekipan-dRajoelina hanohana azy amin’ny fifidianana amin’izao, toa an-dry Norbert Lala Ratsirahonana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Ny Rado Rafalimanana Fanandevozana amin’ny endriny vaovao ny “call center”

Nasiaka ny fanambaran’i Ny Rado Rafalimanana nandritra ny hetsika fandraisana mpiasa tetsy amin’ny Hotely Carlton omaly alakamisy 16 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Lalandy Andriamitosy “Amin’ny 2038 vao tokony ho kandida Rajoelina”

Efa fiasan’Andriamanitra hatrizay ary mbola ataony ankehitriny ny mampitondra hafatra mazava mety miandry ny olona iray manan-daza ka nanam-pahadisoana lehibe eny anivon’ny fiarahamonina, hoy i Lalandy Andriamitosy.

Hamaky ny tohiny
FTT