• Sabotsy 18 Aogositra 2018
Politique.Lova napetraky ny fanjanahantany Efa nahitana vahaolana, hoy pastera Mailhol

Notontosaina omaly tontolo andro teny amin’ny efitrano fivoriam-be iraisam-pirenena eny Ivato ilay foraoma ara-toekarena iraisam-pirenena nokarakarain’ny Afrique Media sy ny APRN.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Aogositra 2018
Politique.Mpifidy Malagasy Tsy ho matotra intsony raha tsy matotra izao

Manomboka mipoitra tsikelikely ankehitriny ireo fomba filalao politika nahazatra isaky ny vanim-potoam-pifidianana tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Aogositra 2018
Politique.Hery Rajaonarimampianina kandidà Ankasitrahan’ny antoko Fizafa tanteraka

Taorian’ny nanambaran’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ny faniriany hanohizana ny asam-pampandrosoana ny firenena efa vita be dia be tao anatin’ny 4 taona sy tapany nitondrany izay ka nilazany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Fitoriana an-dRajoelina nolavin’ny HCC Nafindra eny amin’ny tribonaly indray

Rehefa nolavin’ny teo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na ny HCC etsy Ambohidahy ny fitoriana napetraky ny teo anivon’ny hetsi-bahoaka ho an’ny tena fanovana sy ny fanorenana ifotony ny talata teo dia napetrak’izy ireo tetsy amin’ny fitsarana etsy Anosy indray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Kandida ho filoham-pirenena Samy resy lahatra fa azo hanina ny lalana

17 taona lasa izay dia tarigetrana kandida ho filoham-pirenena iray tamin’ny fotoan’androny ny hoe “Amboary ny lalana eto Madagasikara !”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Politique.Minisitra very seza Henjehin`ny eritreriny ve ?

Tsikaritra eny amin`ny tambajotran-tserasera fa mijery ny mpiray tanindrazana sy manampy ary manao asa soa ny minisitra very seza sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT