- Sabotsy 18 Aogositra 2018
Politique.Onitiana Realy “Gaboraraka ny fitantanana tamin’ny tetezamita”
Ny sabotsy 25 janoary 2014 no nandray ny fahefana maha filoham-pirenena voafidim-bahaoaka azy i Hery Rajaorimampianina, ary herintaona katroka taorian’io no voatendry ho minisitry ny mponina i Onitiana Realy, izay tamin’ny fanovana governemanta farany teo vao nesorina tao.
Hamaky ny tohiny
