• Alarobia 22 Aogositra 2018
Politique.Magro Toliara Miandrandra 1er tour de vita

Nivory niaraka tamin’ny KOM-TIM, FOKO-TIM, JEUNE-TIM, araka ny antson’Atoa Sazalahy Tsianihy mpandrina ny Faritra Atsimo-Andrefana tao amin’ny Magro Toliara ny sabotsy 18 Aogositra 2018 teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.José Michel Andrianoelison “Mila mpitondra mihaino ny vahoana isika”

Kandidà faha-20 nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiny, omaly tetsy amin`ny HCC Ambohidahy i José Michel Andrianoelison na « José kely ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Kandida Tabera Randriamanantsoa Hiady amin’ny fianakaviambe iraisampirenena

Nanasa ireo mpiara-dia aminy rehetra eo anivon’ny fivoizana ny atao hoe fanorenana ifotony tetsy amin’ny Pave Antaninarenina omaly ny komitin’ny fampihavanam-pirenena na ny CRN sy ny antoko Kintana tarihin’ny filohany Tabera Randriamanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Antoko HVM Mitady hijapy ny “Voromahery” fotsiny ?

Nanaitra ny nitsanganan’ny vovonana politika “Voromahery” izay vondrona miaro sy manohana an’i Hery Rajaonarimampianina amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Didier Ratsiraka Hapetraka anio ny taratasy filatsahan-kofidiany…

Efa ho herinandro izao no nifamoivoy ny vaovao fa ho anisan’ireo kandida filoham-pirenena ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka izay efa mananika ny faha 82 taonany amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Hamory vahoaka eny Mahamasina

Taorian'ny fahatontosana ny fandrotsahana ny dosie filatsahan-kofidiana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ny sabotsy 18 aogositra teo sy ny fanambarana ofisialy ny fahavitan’izany tany Toamasina

Hamaky ny tohiny
FTT