- Alatsinainy 20 Aogositra 2018
Politique.Kandida Ravalomanana “Hiara-kanarina ny nopotehina isika”
Misinda ny ahiahin’ny mpanohana manerana ny Nosy satria tafapetraka teny amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ny sabotsy 18 aogositra 2018 teo ny taratasy filatsahan-kofidiana ho filoham-pirenena an’i Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny
