Politique

Magro Toliara Miandrandra 1er tour de vita


  • Alarobia 22 Aogositra 2018

Nivory niaraka tamin’ny KOM-TIM, FOKO-TIM, JEUNE-TIM, araka ny antson’Atoa Sazalahy Tsianihy mpandrina ny Faritra Atsimo-Andrefana tao amin’ny Magro Toliara ny sabotsy 18 Aogositra 2018 teo,

 ny  Ben’ny Tanàna TIM teo aloha any amin’ity  Faritra ity. Hafaliana sy horakoraka no heno tao amin’io toerana io raha nahare ny fanambarana nataon’Atoa Sazalahy  Tsianihy fa efa tafapetraka ao amin’ny HCC ny Antontan-taratasy filatsahan-ko fidian’ny Prezida Marc Ravalomanana.  Koa satria mitaky asa hatao izany fanohanana kandida izany dia mbola hivory manokana anio alarobia 22 aogositra 2018 ny  JEUNE-TIM rehetra ao Atsimo Andrefana tarihan’ny mpandrindra azy,  Atoa Celyn mba handrindrana ny lamina hampandaniana 1er tour de vita hoan’ny kandida Marc Ravalomanana. Mazava loatra fa narahina fitrotroana am-bavaka mafonja izany faniriana izany teo am-pamaranana ny fotoana ary efa manantena ny fampandrosoana sy fandriam-pahalemana avy amin’ny fahalanian’i Dada Ravalomanana ny vahoaka any Toliara .

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT