• Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Kandida Serge Imbeh Jovial “Atahorana aho matoa kianina”

Manoloana ny fanakianana na fanaratsiana kandida ho filoha, dia atahorana ianao matoa kianina, saingy izaho tsy hanao izany, hoy ny kandida Serge Imbeh Jovial, kandidan’ny antoko Antoky ny Fivoaran’ny Malagasy (AFIMA),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Jean Max Rakotomamonjy “Mila fitoniana sy fihavanana ny Malagasy.”

Anisan’ireo 36 mianadahy amin’ireo kandida ho filoham-pirenena neken’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana handray anjara amin’ny fifidianana atao ny 7

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Tanora TIM Analamanga Hanao be fiavy eny Mahamasina

Vonona ireo Tanora TIM mpanohana an’i Marc Ravalomanana, amin’ny hetsika fanehoana ny firaisankina ho fanohanana azy, ny sabotsy 25 aogositra ho avy izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Tanora TIM boriborintany faha-VI Hisokatra ny 3 septambra ny “cours gratuit"

Mitondra anjara ny anjara birikiny amin’ny fanasoavana ny mpiara-belona ny Tanora Tiako i Madagasikara. Maro ny hetsika efa nataon’ny tanora TIM eny amin’ny boriborintany faha-6,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.IREO KANDIDA NIHINTSANA

Miisa folo ireo kandida tsy nankatoavin'ny HCC ny firotsahan-kofidiana. Tsy nahafeno ny fepetra, indrindra fa ny fandoavana ny vola 50 tapitrisa ariary no tsy nandraisana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aogositra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Efa niomana hatramin’ny 2009

Efa mipetrapetraka ny paikady ary tsy tonga hitsangantsangana i Marc Ravalomanana niverina eto fa hanaporofo ny mbola hilan’ny firenena sy ny vahoaka Malagasy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT