• Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Kandida Dadafara Namaky bantsilana ny teti-dratsin-dRajoelina

Nametraka ny taratasy filatsahan-kofidiany ho filoha teny amin’ny HCC Ambohidahy omaly i Dadafara na Joseph Martin Randriamampionona,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Radavidson Andriamparany Tsy nampoizina ny maha kandida azy

Somary nanaitra ny fahitana an-dRadavidson Benjamin Andriamparany tetsy amin’ny HCC Ambohidahy omaly nanatitra ny taratasy filatsahan-kofidiany ho filoha satria tsy anisan’ireo nanao fanambarana ampahibemaso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Serge Jovial Imbeh “Zaraina ara-drariny ny harena misy eto”

Firenena anisan`ny mahantra indrindra maneran-tany i Madagasikara kanefa toa be mpitsiriritra satria misy harena adala tompo sy kitapo latsaka eto. Rehefa tsy avelan’ny mpitondra hitrandraka sy hisitraka izany ny vahoaka malagasy dia tonga ny vahiny hitavana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Monja Roindefo sy Patrick Raharimanana Nitsoaka an-daharana sahady

Tsy ho kandida, tsy handray anjara, tsy hanohana kandida ny antoko Monima, hoy ny fanambaran’ny filohany Monja Roindefo, raha efa nanambara izy vao tsy ela akory izay izy fa hirotsaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Fifaninanana ho eny Iavoloha Hihoatra ny 30 isa ireo kandida

Hifarana anio talata 21 aogositra ny fe-potoana farany hahafahan`ireo kandidà hametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana. Hanao ranolava ny fanaterana dosie eny amin`ny HCC satria toa fomba mahazatra fanao eto amintsika rahateo ny miandry fotoana farany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aogositra 2018
Politique.Faneva Raholdina Kandidan’ny Fanarenam-pirenena i DADA

Hisaorana an’Andriamanitra ny nirotsahan’i Dada Marc Ravalomanana ho anisan’ireo kandidà ho filoham-pirenena amin’ny fifidianana amin’ny 7 novambra izao,

Hamaky ny tohiny
FTT