- Alarobia 22 Aogositra 2018
Politique.Andry Rajoelina Tandindonin-doza ny haha kandida azy…
Tonga nanatitra taratasy fitoriana teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana teny Ambohidahy omaly, ny mpitarika ny hetsiky ny olom-pirenena sy Vondron’olona Leo ny Tsimatimanota (VOLT), mangataka ny hanafoanana ny fahafahan’i Andry Rajoelina mirotsaka hofidiana ho filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny