• Zoma 24 Aogositra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Tiam-bahoaka na henjehina aza

Ao anatin’ny fifidianana isika amin’izao fotoana izao na tsy fotoanan’ny fampilezan-kevitra aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Rajaonarimampianina sy Rajoelina Ireo antony nahatonga ny fisarahana…

Mbola samy mametra-panontaniana ny rehetra hatramin’izao hoe: inona tokoa no antony nanilihan-dRajaonarimampianina an’i Andry Rajoelina taminin’ny 2014 ?

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Saraha Rabeharisoa “Misy ambadika hafahafa ny fahamaroan’ny kandida”

Hisokatra ny pejin`ny fampielezan-kevitra sy ny fandatsaham-bato. Be ny lesoka hatramin`izay ary efa an-taonany maro no miaina fifidianana tsizarizary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Depiote Clarisse Rasendramiadana “Fantatry ny vahoaka izay nanorina sy nanangana fa tsy namotika.”

Tonga nitokana ny tohatohabato mirefy 15 metatra sy paompin-drano vaovao tao Nanisana omaly ny depioten’ny boriborintany faha-5, Clarisse Rasendramiadana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Fanehoan-kevitra etsy sy eroa Maro ny Malagasy efa tsy azo ampiesonina intsony

Raha noheverina fa hangina sy hangatsiaka ny tontolom-pifidianana atao amin`ny 7 novambra 2018

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aogositra 2018
Politique.Marc Ravalomanana Neken’ny HCC ny maha kandida azy

Kandida 36 tamin’ny 46 no nahafeno fepetra, ka afaka ny handray anjara amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany amin’ny 7 novambra ho avy izao. Kandida 10 izany no nihintsana noho ny tsy fandoavana ilay antoka 50 tapitrisa ariary miampy tsy fahafenoan’ny antontan-taratasy .

Hamaky ny tohiny
FTT