- Zoma 24 Aogositra 2018
Politique.Fifidianana filoham-pirenana Miroso amin`ny dingana hafa ny CENI
Tapitra ny anjaran`ny Fitsarana Avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ka any amin`ny CENI na vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana indray izao ny baolina, hoy ny fitenenana.
Hamaky ny tohiny
