- Alatsinainy 03 Septambra 2018
Politique.Zakahely Boniface “Tsy ho vanona io fifidianana io…”
“Tsy ho vanona ny fifidianana hitako”, hoy ny mpanao politika Zakahely Boniface.
Hamaky ny tohiny“Tsy ho vanona ny fifidianana hitako”, hoy ny mpanao politika Zakahely Boniface.
Hamaky ny tohinyNy fahamaroan’ny kandida handray anjara amin’ny fifidianana dia efa ahafahana milaza sahady fa maro olomanga ny firenena Malagasy, hoy ny fanambaran’ny mpahay sady mpampianatra toekarena Gédéon Rajohnson.
Hamaky ny tohinyNampitomboina 3% izany hoe 300 000 eo amin’ny isan’ny mpifidy voasoratra anarana miisa 9,9 tapitrisa ny isan’ny biletà tokana hatonta satria sao misy fahadisoana ataon’ny mpifidy,
Hamaky ny tohinyFifidianana filoham-pirenena sy ny hamaroan’ny kandida, 36 be izao. Samy miresaka sy manana ny fahitany azy io izao ny olom-pirenena eny fa miaina anatin’ny fahasahiranana aza ny 90%-n’ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyToy ny efa nahafantarana azy hatramin’ny taona 1991 dia anisan’ireo mpitari-dalana fanonganam-panjakana ny mpahay lalàna sady filohan’ny antoko politika Asa Vita no Ifampitsarana (AVI), Norbert Lala Ratsirahonana.
Hamaky ny tohinyMihetsiketsika avokoa ankehitriny ireo kandida filoham-pirenena. Misy tamin`izy ireo no tsy nahandry tantana kanefa ny lalàna manan-kery
Hamaky ny tohiny