• Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Tabera Randriamanantsoa Manangam-pahavalo

Tsy marina ny filazana fa “régionaliste” aho, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanatsoa, raha nitokana ny foiben’ny fampielezan-keviny tetsy Tsaralalàna omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Camille Vital “Nomena ireo mpitandro ny filaminana ireo 4x4”

Omaly indray vao niverina heno ny feon’ny filohan’ny antoko Hiaraka Isika, Camille Vital, nandritry ny fanambarany ny fanohanana kandida filoham-pirenena iray tetsy amin’ny Panorama Andrainarivo.

Politique.Ady amin’ny kolikolim-pifidianana Havoaka ny sata manokana

Ny alatsinainy 3 septambra izao no hampahafantarina etsy amin’ny foiben-toerana komitin’ny fampihavanana Malagasy na CFM ny sata manokana na “charte” mikasika ny ady atao amin’ny kolikolim-pifidianana (corruption électorale).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Didier Ratsiraka Hanangana governemanta …

Misoko miadana ny famondronan-kery sy ny fampitoviana tadindokangan’ny mpanao politika hanemorana ny fifidianana. Raha ny loharanom-baovao voaray, misy amin’ireo kandida filoham-pirenena no miara-miketrika an’io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 01 Septambra 2018
Politique.Mpomba ny kandida Solo Norbert Nosamborin’ny mpitandro ny filaminana

''Tsy ho an'ny mpanongam-panjakana ny fitondrana''.

Hamaky ny tohiny
FTT